Skip to Content

Iza moa izahay ?

Ny foiben’ny orinasa Miracad dia ao Ambohidratrimo, akaikin’ny Rova, ary izahay no mpizara ofisialy ny rindrambaiko GstarCAD, novokarin’ny orinasa GSTARSOFT, sy ny rindrambaiko ArchLine XP, novokarin’ny orinasa CadLINE.

Ny tanjonay dia ny ahafahan'ireo orinasa sy fikambanana eto Madagasikara mampiasa rindrambaiko CAO amin’ny 2D, 3D na BIM, miaraka amin’ny fahazoan-dalana ofisialy, tsy misy piraty. Amin’izay dia afaka mahazo serivisy aorian’ny fividianana, fanohanana ara-teknika maimaim-poana sy tsy voafetra, ary fiofanana avo lenta izy ireo.

Chantal Randrianarivelo

Mpanao mari-trano DPLG - Mpamorona

Namorona ny oron'asa MiraCad sady mpanao mari-trano  ary manana traikefa roa sosona amin’ny sehatry ny fanovana mari-trano sy ny varotra rindrambaiko CAO/BIM i Chantal. 
Nanangana tamin’ny fahombiazana lehibe ny orinasa ZW France izy tamin’ny 2010, talohan’ny namarotany izany vao haingana sy nanomboka fanamby vaovao eto an-tanindrazana tamin’ny 2024.Mikarakara ny lafiny marketing sy ny fitantanana ny ekipa ara-barotra izy. 

Avec GstarSoft et CadLine, vous choisissez la fiabilité et la sécurité

Miracad est partenair​e d'éditeurs reconnus

GSTARSOFT

Cliquez ici pour télécharger la documentation en PDF de GSTARSOFT et GstarCAD (anglais) 

CADLINE

Cliquez ici pour télécharger la documentation en PDF de CADLINE et ARCHLine (anglais)

Une adresse doit être spécifiée pour qu'une carte soit intégrée