Lisitra vidiny
Ny vidin'ny rindrambaiko dia natao manokana ho an’i Madagasikara
Fantaro ny vidin'ny rindrambaiko ary aza misalasala mampitaha izany amin'ny vidin’ny any Eoropa : MiraCad dia nifampiraharaha tamin’ny mpamatsy azy mba hahazoana tabilao vidiny manokana sy mifanaraka amin’ny firenentsika.
Fepetra tokana : tokony ho orinasa na olon-tsotra Malagasy ianao ary ampiasaina eto Madagasikara ny rindrambaiko novidinao. Tsy azo ampiasaina any ivelany
Ofisialy avokoa ny fahazoan-dalanay rehetra : tsy misy rindrambaiko piraty ato amin’ny MiraCad !

- GstarCAD no vahaolana tsara indrindra solon'ny AutoCAD. Mitovy ny "interface", mitovy ny endrika rakitra fampiasa, afaka miasa avy hatrany ianao ao anatin'ny minitra vitsy.
PRO
Ny dika Pro dia ahitana ny 3D ho tombony fanampiny!
- Fampiasana tsy voafetra ara-potoana
- Format DWG 2018/2025
- API Lisp, VBA, .Net, GRX
- Fanampiana maimaim-poana
- Fitaovana 3D
Standard
Tena tsara ho an'ny fanombohana sy handefasana drafi-tsary 2D amin'ny endrika DWG
- Fampiasana tsy voafetra ara-potoana
- Format DWG 2018/2025
- API Lisp, VBA, .Net, GRX
- Fanampiana maimaim-poana
- Fitaovana 3D

- Ny vahaolana BIM tsara indrindra solon'ny REVIT sy ArchiCAD: Parametrika, misokatra ary mamokatra tsara. Rindrankajy BIM feno ho an'ireo mpanao mari-trano sy mpanamboatra anatiny.
PRO
Ahitàna ireo fitaovana BIM parametrika rehetra miaraka amin'ireo fitaovana fanampiny tena ilaina amin'ireo tetikasa lehibe!
- Fampiasana tsy voafetra ara-potoana
- 100% BIM parametrika
- Fampidirana / Famoahana DWG, IFC, RVT
- Nuage de point
- Fanaovana sary amin’ny endriky ny tany
- Sombin-drafitra MEP
- Sombin-drafitra famolavolana
- Fanohanana maimaim-poana
Lite
Ny GstarBIM dia ahafahana manao ny endriky ny tetikasa amin'ny 3D haingana dia haingana!
- Fampiasana tsy voafetra ara-potoana
- 100% BIM parametrika
- Fampidirana / Famoahana DWG, IFC, RVT
- Nuage de point
- Fanaovana sary amin’ny endriky ny tany
- Sombin-drafitra MEP
- ombin-drafitra famolavolana
- Fanohanana maimaim-poana
