ARCHLINE
BIM ho any rehetra
ArchLine dia rindrambaiko BIM izay manolotra fiasa parametrika avo lenta ho an’ny famolavolana 3D. Afaka mahasolo Revit sy ArchiCad.
Interface ampiasaina
ArchLine dia manana interface maoderina sy mora ampiasaina, mifototra amin'ny ribanina, ary mitovy amin’ny fitsipika ampiasain’i Revit. Ao anatiny dia ahitana : navigatera tetikasa. Misy fitantanana ambaratonga fibaikoana haingana rehefa miditra ao Archline.
Format IFC ary RVT
ArchLine dia rindrambaiko misokatra, afaka mampiditra sy manondrana format RVT an’i Revit, torak'izany koa ny vondrona RFA, ary ny fenitra IFC4. Ankoatr’izay, ArchLine dia mahay miasa amin’ny endrika maro hafa koa, toy ny DWG, PDF, SKP...
Palettes et Gestionnaires
ArchLine afaka manana ny paleta rehetra ianao mba hanaovana asa haingana sy mahomby kokoa:
- Fitantanana ny riana
- Palette de calques,
- Design center,
- Propriétés...
Mpandrindra haavo
ARCHLine dia mamela anao hamorona haavo, hanova ny haavon’ny rihana, ny haavo ambanin’ny valindrihana, ny hatevin’ny dalle, ary ny fivilian’ny sisiny ho an’ny trano tsirairay ao amin’ny tetikasa. Rehefa misy fanovàna, dia miseho avy hatrany amin’ny fijery rehetra izany.
Navigatera tetikasa
Ity fitaovana fototra ity dia miantoka ny fitovian’ny tetikasanao amin’ny ankapobeny, amin’ny alalan’ny fitetezana rihana, fijery 3D, tapany mitsangana sy endrika ivelany, ary ireo takelaka rehetra anaty tetikasa.
Ny design center
Tena foiben’ny loharanon-karena, ny Design Center dia manome fidirana haingana amin’ny fitaovana ilaina : tahiry 3D, blocs 2D, akora, ary koa karazana zavatra sy fomba (ny rindrina, varavarana, tohatra, dalle, tafo, sns.)
Rindrina amin’ny rafitra hazo
ArchLine dia manome fiasa manokana ahafahanao mamorona rindrina sy fizarazarana amin’ny rafitra hazo. Afaka amboarina tsirairay avy ny singa rehetra, amin’ny alalan’ny mombamomba manokana sy refy mazava ho an’ny traverasa, ny andry mitsangana, ary ny fanamafisam-pahamarinan-toerana
Singa amin'ny rindrina
Ny rindrina tsirairay dia manana fomba manokana, miaraka amin’ireo singa mandrafitra azy, ny akora ampiasaina, ary koa ireo toetra ara-teknika toy ny haavo sy ny hateviny. Eo ihany koa no hamaritanao ny laharam-pahamehana rehefa mampifandray rindrina samihafa.
Karazana rindrina
Ny karazana rindrina tsirairay dia azo amboarina araka izay tianao, na inona na inona singa mandrafitra azy, refy, sy toetra ara-teknika hafa toy ny sokajy IFC, sns.
Fomba dalle/poteau/poutre
ArchLine dia manome fiasa manokana ahafahanao mamorona rindrina sy fizarazarana amin’ny rafitra hazo. Afaka amboarina tsirairay avy ny singa rehetra, amin’ny alalan’ny mombamomba manokana sy refy mazava ho an’ny traverasa, ny andry mitsangana, ary ny fanamafisam-pahamarinan-toerana
Fomba tohatra / fefy fiarovana
Tsotra, mihodina malefaka, amin’ny zoro 90°, na amin’ny ambaratonga maromaro — azonao atao ny manitsy azy rehetra araka ny fitsipiky ny Blondel, ary koa manova tsirairay ny ambaratonga raha ilaina. Toy izany koa ny fefy fiarovana, izay mipetaka foana amin’ny tohatra niaviany.
Fomba varavarana / varavarankely
ARCHLine dia rindrambaiko paramétrika : azo ovaina avokoa ny singa rehetra amin’ny varavarana sy varavarankely, toy ny chassis sy ny ampahany misokatra.