Skip to Content

Ampidino ireo Rindrambaiko

Fenoy ireto manaraka ireto : dia hahazo "mail" hafahanao mampiditra ny rindrambaiko rehetra

Maimaim-poana tanteraka ny fisintomana, tsy misy adidy na faneriterena ary tsy voatery hividy.

Fanazavana fanampiny vitsivitsy

Ireto misy fanazavana fanampiny :

Eny, rehefa tafapetrakao ny rindrambaiko fidinao (GstarCAD na ArchLine), dia afaka manararaotra andrana mandritra ny 30 andro ianao. Mandritra io vanim-potoana io, afaka miasa sy manao sary toy ny amin’ny famokarana tena izy ianao. Rehefa tapitra izany fe-potoana izany, dia mbola afaka mampandeha sy mampiasa ilay rindrambaiko ianao, saingy amin’ny endrika voafetra, ohatra tsy afaka mitahiry. Ireo famerana ireo dia mety miova arakaraka ny politikan’ny mpamokatra rindrambaiko.

Raha sendra olana amin’ny fampidinana, fametrahana na fanokafana ny rindrambaiko, aza misalasala miantso anay amin’ny 038 43 628 59 na manoratra mailaka amin’ny [email protected] mba hahazoana fanampiana. ​ miracad.mg afin de vous faire assister.

Ireo fanazavana ireo dia hita amin’ny antsipiriany ao amin’ny pejin’ny fampidinana, etsy ambanin’ilay rohy.

Manana zo hijery, hanitsy ary handà ny fampiasana ny angon-drakitra manokana momba anao ianao, ka afaka manatanteraka izany amin’ny alalan’ny fifandraisana mivantana amin’ny MiraCad amin’ny famenoana ny taratasy fifandraisana. Azonao jerena ao amin’ny politikanay momba ny tsiambaratelo ny fanazavana fanampiny.​cliquant ici.