Lisitra vidiny
Ny vidin'ny rindrambaiko dia natao manokana ho an’i Madagasikara
Fantaro ny vidin'ny rindrambaiko ary aza misalasala mampitaha izany amin'ny vidin’ny any Eoropa : MiraCad dia nifampiraharaha tamin’ny mpamatsy azy mba hahazoana tabilao vidiny manokana sy mifanaraka amin’ny firenentsika.
Fepetra tokana : tokony ho orinasa na olon-tsotra Malagasy ianao ary ampiasaina eto Madagasikara ny rindrambaiko novidinao. Tsy azo ampiasaina any ivelany
Ofisialy avokoa ny fahazoan-dalanay rehetra : tsy misy rindrambaiko piraty ato amin’ny MiraCad !
GstarCad 2025 Pro
GstarCAD Pro dia rindrambaiko mahasolo AutoCAD Pro. Mitovy ny interface, mitovy ny format, afaka miasa avy hatrany ianao ao anatin’ny minitra vitsy. Ny dika Pro dia manome fiasa 3D fanampiny !
- Licence perpétuelle
- Format DWG 2018/2025
- API Lisp, VBA, .Net, GRX
- Fanohanana maimaim-poana
- Fonctions 3D
- Rahona teboka na "nuages de points"
ArchLine 2025 Lite
Vahaolana BIM mahasolon'i REVIT sy ArchiCAD : parametrika. Amin'i ArchLine ianao dia afaka manangana tetikasa 3D ao anatin’ny klik vitsy monja !
- Licence perpétuelle
- 100% BIM parametrika
- Import/export DWG, IFC, RVT
- Rahona teboka na "nuages de points"
- Famolavolana tany
- Module MEP
- Module agencement
- Fanohanana maimaim-poana
GstarCad 2025 Standard
1 500 000 Ar
GstarCAD no vokatra hafa tsara indrindra manoloana an’i AutoCAD. Mitovy endrika sy rakitra (DWG), afaka miasa avy hatrany ianao ao anatin’ny minitra vitsy. Tena mety ho an’ny vao manomboka sy amin’ny fanaovana plan 2D.
- Licence perpétuelle
- Format DWG 2018/2025
- API Lisp, VBA, .Net, GRX
- Fanohanana maimaim-poana
- Fonctions 3D
- Nuages de points
ArchLine 2025 Pro
Ny version Pro an’i ArchLine dia manolotra ireo fiasa BIM paramétriques rehetra, miaraka amin’ireo modules tena ilaina ho an’ny tetikasa lehibe, toy ny MEP sy ny famolavolana ny endriky ny tany.
- Licence perpétuelle
- 100% BIM paramétrique
- Import/export DWG, IFC, RVT
- Nuage de points
- Fanaovana sary amin’ny endriky ny tany
- Module MEP
- Module famolavolana
- Fanohanana maimaim-poana